Sri Lanka: lalao Cricket sy ny teny anglisy

Lanka Rising no miresaka momba ny firokim-pitenenana eo amin'ny manana ny teny anglisy ho fiteny faharoa: “An'ny Anglisy ny Cricket (taloha), saingy isika no mahay milalao azy kokoa noho ry zareo ankehitriny mahatonga azy ireo hanaraka ny vaovaon'ny cricket aty amintsika. Afa-manao izany ve isika amin'ny fitenenana teny anglisy? Yes we can[ Eny, afa-manao izany isika na vitantsika izany].”

Exit mobile version