Rosia : Fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa

Manapariaka sary mitatitra ny doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 May ireo mpiblaogy Rosiana. Tsidiho ireo blaogy samihafa anivon'ny LiveJournal :  buchwurmgoodwine, principialemarootvolland. Misy koa lahatsary napetraky HorseWhispererRF azonao jerena ao amin'ny YouTube.

Exit mobile version