Hôngria : “Dia mampihoro-koditra tokoa noho i LA ve i Bodapesta ?”

Pestiside.hu no mamaly mpamaky iray avy any LA [Los Angeles, USA] izay milaza azy matahotra ny hitsidika an'i Bodapetsa :

Anyway, we'll take it as a compliment.

“Na izany na tsy izany raisinay ho toy ny fandòkana izany.”

Exit mobile version