Kenya: Hanohana an'i Kibaki ve i Kikwete?

Hanohana an'i Mwai Kibaki ve ny filham-pirenena Tanzaniana Jakaya Kikwete?, Ny teti-panoron'ny fitondrana manko izao dia ny mitady fanohanana iraisam-pirenena, avy amin'ny firenena Afrikana hafa ankoatra an'i oganda (izay firenena tokana manerantany niarahaba ny fandresen'i Kibaki “indray”.

Ndesanjo Macha

Exit mobile version