Brezila: Ady amin'ny SIDA miteraka adihevitra

Alda Inacio [pt] eo amin'ny fanoherana sarin'afisy iray mikasika ny ady amin'ny SIDA Eoropeana mampiseho lehilahy roa manao firaisana ara-nofo, mivandravandra ny hevitra tiana ambara amin'ny sary. “ Mino aho fa tsy an'ny sarangan'olona rehetra ity aretina ity ary tokony hofoanan'izay nanao io afisy io ny fomba fisainana hafahafa navoakany”.

Paula Góes

Exit mobile version