Afghanistan: Ho raharaha ity ririnina ity

Taterin'i Nasim Fekrat ary fa nampiely hafatra tamin'ny vondro-tafika iraisam-pirenena mieli-patrana manerana an'i Afghanistan ny mpitari-tolona Taliban ny Molaha Omar fa tokony hivonona amin'ny fanafihan'ny Taliban ho maromaro kokoa mandritra ny ririnina ry zareo. [Ny any moa hatsiaka fa ny aty Dago indray orana no mamely foana e!]

Adil Nurmakov

Exit mobile version