Tanzania : Nandramanareo ve ny loha-trondro maina ?

Ny mpiblaogy Pernille dia manoratra momba ny “chakula (sakafo amin'ny fiteny Swahili) any Tanzania :

« Rice, beans and ugali – after three months I've concluded that these are the most important Tanzanian food ingredients – and that it might never ever change. Well, sometimes there are small alterations: This Friday the rice and beans came along with dried fish heads. »

« vary, tsaramaso sy “ugali” – afaka telo volana niainana taty dia noheveriko fa ireo no tena foto-tsakafon'ny Tanzaniana – ary dia tsy hisy fiovana mihitsy izany. Indraindray anefa dia misy fiovana kely ihany : ity Zoma ity, ireo vary sy tsaramaso dia naroso niaraka tamin'ny loha-trondro maina [masaka ihany raha ny fahitako azy eo amin'ny sary]. »

Exit mobile version