Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !

Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe :

« Pliz Mugabe must go now, people are starving »

« Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay fa efa tena mosarena ny vahoaka »

Ndesanjo Macha

Exit mobile version