Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 09 Novambra 2007

Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana

Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy  eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa izy io amin’ny ankapobeny. Hoy Sipakv(Fr) : “Deja a l’epoque, le role de la diaspora se discutait ferme, et le...

Tantara Sovietika: Richard Sorge

Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny azy tao Japana mpankahala olona ivelan’ny fireneny tanteraka tamin’izany fotoana izany, Mpitsikilo tafakatra sy tafiditra tany amin’ny sehatra avon’ny fitondrana...

Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena

Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo  sady nofarifaritany ihany koa fa “azony tamin’ny fomba demokratika ny fahefana”; nosoratany ihany koa ny fandisoan-tantara ataon’ny mpanohitra Rosiana. Moscow Through Brown Eyes [ Moskoa...

Arabia Saodìta : Varotra akanjo jefijefy

Ao ambanin'ny voaly matevina sy ambadik'ireo vavahady vy tsara ambina, misy amin'ireo vehivavy Saodiana no tsy misalasala ny ho jefijefy [sexy] rehefa mifidy izay iakanjoany ao amin'ny manginginan'ny trano fandriana. Arahiny porofo an-tsary dia ambaran'ny mpiblaogy Nzingha amintsika, fa mba jefijefy koa na dia ny vehivavy any amin'izay firenena faran'izay...

Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !

Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe : « Pliz Mugabe must go now, people are starving » « Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay fa efa tena mosarena ny vahoaka » Ndesanjo Macha

Afrika : Famerana ny “filàna ravinahitry ny manam-pahaizana any ivelany”

Tsy fototra olana fa voka-dratsy ny filan'ny manampahaizana Afrikana ravinahitra any ivelany, hoy ny mpiblaogy Omodudu : « I now know that African think tanks are gathered in Libya trying to tackle the “The Brain Drain Issue” (Would definitely work for a movie title). I am glad that the word...