Shina : Niverina i Youtube

Rehefa avy tapaka nandritra ny roa herinandro dia mpiblaogy maromaro no indray mitatitra fa niverina azo vangiana avy any Shina indray ny vohikala Youtube.
Andinidininy miaraka amin'i William Long, sy Andrew Lih ary Graham Webster.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana an'i Youtube]

Oiwan Lam

Exit mobile version