Arzantìna : Raharaha fanampiny mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina

Ny mpiblaogy Jorge Gobbi dia mampita amin'ny alalan'ny Blog de Viajes [Espagnôla] ny raharaha farany tsikaritra mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina any Buenos Aires, Arzantìna : dia ny fangalarana ny entan'ireo mpandeha.

Eduardo Avila

Exit mobile version