Tantara tamin'ny 29 Oktobra 2007
Myanmar : Ny Aterineto sy ireo Mpanokantena
Ny blaogy Sacred Media Cow dia manazava fa ny figejan'ny fitondrana jadona ara-miaramila ny Aterineto dia mety ho nanampy tsy an-pidiny ireo Mpanokantena Birmana : « The little fragments of...
Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa : « this recent step into the blogosphere,...
Arzantìna : Raharaha fanampiny mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina
Ny mpiblaogy Jorge Gobbi dia mampita amin'ny alalan'ny Blog de Viajes [Espagnôla] ny raharaha farany tsikaritra mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina any Buenos Aires, Arzantìna : dia ny fangalarana ny entan'ireo...
Repoblika Dôminikana : Sarin'ireo mpanao ratsy voasambotra
Ny blaogy Remolacha.net [Espagnôla] dia mihevitra fa tsy maintsy halan'ireo mpanao ratsy izao ireto finday sy fakan-tsary vaovao nohon'ireo sary izay nosamboriny, izay ahitana ireo mpanao ratsy ireo voasambotra. Eduardo...