Kenya : Ny « Safidin'ireo Mozolmana » anivon'ny politika any Kenya

Ny mpiblaogy Amir Ibrahim dia mitatitra ny momba ireo Mozolmana sy ny paikam-pifidianana any Kenya :

« There has been a trend in Kenyan politics and this most prevalent among the media and political classes to speak of the Muslim vote, a collective that needs to be courted and won over by the parties and their candidates. »

« Nisy firehan-kevitra tao anivon'ny sehatra pôlitika any Kenya ary tena nipariaka tanivon'ny fampahalalam-baovao sy ireo mpanao pôlitika ny firesahana ny « Safidin'ireo Mozolmana », ho toy ny vondron'olona ilana fanambatambazana manokana sy fandresen-dahatra ivelan'ny fitsinjarana [mahazatra] mipetraka anivon'ireo antoko sy ireo kandida tohanany. »

Ndesanjo Macha

Exit mobile version