Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

22 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 22 Oktobra 2007

Kenya : Ny « Safidin'ireo Mozolmana » anivon'ny politika any Kenya

Ny mpiblaogy Amir Ibrahim dia mitatitra ny momba ireo Mozolmana sy ny paikam-pifidianana any Kenya : « There has been a trend in Kenyan politics and this most prevalent among the media and political classes to speak of the Muslim vote, a collective that needs to be courted and won...

Afrika Atsimo : Afrikana Tatsimo lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra

Ny mpiblaogy Nich Harambous dia velon-dera ny mpilalao baolina lavalava Bryan Habana izay lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra : « The man is pure brilliance. He equalled Jona Lomu’s RWC record for tries scored (8) and definitely made his mark as one of South Africa’s all time great...

Afrika Atsimo : Hevitra tsara ve ny e-varotra ?

Ny mpiblaogy Ramon Thomas dia matoky fa misy fanantenana ny hoavin'ny e-varotra any Afrika Atsimo : « And even through less than 10% of South Africans have Internet access that is going to change with huge investment in infrastructure for the 2010 Worldcup. Don’t wait any longer, get broadband, get...

Oganda : Fahalalahana ara-gajety inona ?

Ny mpiblaogy Scarlett Lion avy any Oganda dia maneso raha miresaka momba ny fahalalahana ara-gajety any aminy izay nivoatra ny filaharany iraisam-pirenena : « While it appears that Uganda has improved in Press Freedom Rankings from 116 to 96 (a big jump), things are without problems in the Ugandan media....

Zimbabòe : Andrimaso an'i Zimbabòe

Ny blaogy Kubatana blog dia mitatitra ny fiforonan'ny tetik'asa vaovao hitsinjovana ireo fifidiana any Zimbabòe amin'ny herintaona : « Eyes on Zimbabwe is a new feature on Zimbabwe on the Open Society Institute website. They are trying to raise awareness about the crisis in Zimbabwe in advance of Parliamentary, Presidential...

Pakistana Taitran’ny Fanafihana

Tamin’ny fiverenan-dramatoa Benazir Bhutto, praiminisitra teo aloha, avy any an-sesitany valo taona sy tapany, dia filaharam-bahoaka manohana azy anarivony maro sy mpanao vivery ny ainy roa nanapoaka ny baombany no nitsena azy. 136 no maty noho izany fanafihana izany. Nitovy avokoa ny fanambarana nataon’ny mpanao politika Karana hatramin’ny ampitso maraina,...

Tonizia : Raofina eo an-tseranana ny bokin’ny bilaogera

Zon'olombelona an-tsary

Raha niverina hody tany Tunis avy tany Le Caire tamin’ny herinandro teo ny bilaogera Zizou from Djerba dia nahazo nihoatra noho ny firariana tonga soa nandrasany. Teo an-tseranam-piaramanidina tao Tunis dia nohodidinina mpiasan’ny Ladoany sy manamboninahitra I Zizou ka nosavaina tsara any entany, boky roa no notazonina tamin’izany. Tsy gaga...