[Kisary fanazavàna amin'ny teny malagasy] Topimason'ny rohivoarin'ny media ao Gran Chaco, Bolivia

Nijery akaiky ny fitantarana momba ny fiovan'ny toetr'andro tamin'ny alalan'ny antsafa sy fikarohana

Ity manaraka ity dia fanehoana an-tsary ny fanadihadiana momba ny rohivoarin'ny media ao amin'ny faritra Gran Chaco ao Bolivia, indrindra mikasika ny fitantarana mifandraika amin'ny fiovaovan'ny toetrandro. Natao tamin'ny faramparan'ny taona 2021 ny fanadihadiana tao anatin'ny tetikasa Voices for Just Climate Action (VAC) nahazo ny fanohanan'ny Orina Mpanasoa Avina.

I Fabiola Gutiérrez, Isapi Rua, no nitarika ny fanadihadiana, ary i Marcelo Lazarte no mpanaingo.

Misy amin'ny teny espaniola sy amin'ny fiteny indizeny Guaraní ity kisary fanazavàna ity.

Nanitsy ny soratra ao anaty afisy: Andriamifidisoa Zo (Ny mpandika dia ny mpandika lahatsoratra fa ny tonia kosa no nanitsy!)

Exit mobile version