Songadina Global Voices Novambra 2021

Olona namoaka khom lois (fanilo) tamin'ny Fetibe YeePeng Chiang Mai, Malezia. izany dia ao anatin'ny Fetibe Bodista Loy Krathong, natao amin'ny volana Novambra. Sary: John Shedrick (CC BY 2.0)

Misaotra anareo tamin'ny fandraisana anjara rehetra tamin'ny volana Novambra 2021, izay volana tena feno ho an'ny GV:

Tongasoa ireto mpandray anjara vaovao ireto izay namoaka ny lahatsorany GV na fandikan-teniny voalohany tamin'ny volana Oktobra 2021!

Alessia Plattner, Asli Ismayilizade, Aws Ahmad, Davide Caffi, Desiré Merlo, Diana Harabagiu, Elena Silv, Federica Azzena, Global Voices Iran, JAM News, Kabar Lahariya, Khloud Fahmy, Konstantina Lena, Leonardo Azevedo, Marta F., Nana Asamoah, Prensa Comunitaria, Sandra Rocha, Tatyana Pomazan, Unbias the News.

Ary tongasoa ihany koa i Nathaly Espitia Díaz sy Andres Lombana-Bermudez, izay hiara-hiasa amin'ny Rising Voices amin'ny tetikasa momba ny fiarovana nomerika ho an'ny vondrom-piarahamonina indizeny.

Fiovana tamin’ny biraon’ny Global Voices: Tamin'ny volana lasa teo, nandray an'i Akwe Amosu (mpikambana ao amin'ny birao voalohany indrindra) ny biraon'ny Global Voices, ary nanao veloma ny filohan'ny filankevi-pitantanana James Deane rehefa namarana ny fe-potoam-piasany tao amin’ny biraom-pitantanana izy, ary nanendry an'i Mary-Kay Magistad ho filohan'ny filankevi-pitantanana vaovao.

Civic Media Observatory: GV's Civic Media Observatory (CMO) project launched Undertones, a newsletter highlighting the CMO's media analysis work. Each edition will explore one of the events, emerging trends or phenomena being studied by the CMO's research teams. Make sure to subscribe!

Civic Media Observatory: Nanomboka ny Undertones, taratasingazety manasongadina ny asa famakafakan’ny media ny tetikasan’ny GV- Civic Media Observatory (CMO). Hijery ny iray amin'ireo zava-mitranga, fironana na trangan-javatra mipoitra hodinihin'ny ekipa mpikaroka CMO ny andiany tsirairay. Aza adinoina ny misoratra anarana!

Ny GV media sy ireo nivahiny tamin'ny fihaonambe:

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV tamin'ny teny anglisy: 93 (nidina raha 100 tamin'ny volana Oktobra)

Tontalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra):  427.130 (nidina raha 492.932 tamin'ny volana )

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. Malaysian rapper Namewee breaks the hearts of mainland Chinese ‘little pinks’ nosoratan'i Oiwan Lam (3.057)
  2. Barbados prime minister Mia Mottley’s defence of Small Island Developing States at COP26 makes her a regional rock star nosoratan'i Janine Mendes-Franco (2.292)
  3. Controversial Jamaican pastor dies in car crash on the way to being charged for ‘cult’ deaths nosoratan'i Emma Lewis (1.858)
  4. In Turkey, 30 people face investigation over social media posts that ‘insulted the president’ nosoratan'i Arzu Geybullayeva (1.791)
  5. The mysterious origin of the name of Armenia city in Colombia nosoratan'i Kelly Chaib de Mares, nadikan'i Teodora C. Hasegan tamin'ny teny anglisy (1.768)
  6. The Zhang Gaoli sexual assault scandal: Political power struggle or #Metoo? nosoratan'i Oiwan Lam (1,422)
  7. A sweeping spate of murders rivals COVID-19’s ‘third wave’ in Jamaica nosoratan'i Emma Lewis (1,289)
  8. Película china «La batalla del lago Changjin» convierte la dolorosa historia de la guerra de Corea en gloriosa victoria nosoratan'i Oiwan Lam, nadikan'i Gabriela García Calderón Orbe amin'ny teny Espaniola (1.053)
  9. A dive into young people’s discontent through the Hong Kong indie band, My Little Airport nosoratan'i Oiwan Lam (1.025)
  10. Ho lasa ‘Lova Iraisampirenena’ ao amin'ny UNESCO ve ilay “tanàna naditra indrindra” tao Jamaika? [mg] nosoratan'i Janine Mendes-Franco (945)

Ireo firenena 15 voalohany nitsidihan'ny olona ny tranokalan'ny GV:

    1. Etazonia
    2. Alemaina
    3. Brezila
    4. Frantsa
    5. Japana
    6. Espaina
    7. Fanjakana Mitambatra
    8. Meksika
    9. Filipina
    10. Italia
    11. Canada
    12. Kolombia
    13. Arzantina
    14. Rosia
    15. India

Torohevitry ny volana: Raha mitady ny fangon'ny Global Voices ianao, dia azonao atao ny maka izany ao amin'ny pejinay Logos & Badges!

Exit mobile version