Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 585 isika, nahasarika mpitsidika 283.916 ary jeripejy miisa 336.946. Nahatratra 260.578 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 262.944 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa
Malagasy 234
Espaniola 76
Italiana 53
Frantsay 49
Grika 37
Espaniola 104.994
Portiogey 39.521
Japoney 33.008
Frantsay 28.545
Rosiana 20.655
Arabo ar 125.017
Anglisy 94.707
Shinoa 43.028
Espaniola es 19.560
Frantsay fr 17.353
Amharic am 8.847
Shinoa 180.403
Arabo ar 42.470
Bangla bn 8.058
Espaniola es 7.580
Frantsay fr 5.563
Misaotra betsaka noho ny fanampiana nataonao hahatanteraka izany , tena asa goavana! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!