Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 747 isika, nahasarika mpitsidika 340.838 ary jeripejy miisa 403.231. Nahatratra 261.406 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.384 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa
Malagasy 159
Espaniola 115
Frantsay 82
Italiana 66
Rosiana 65
Espaniola 133.412
Portiogey 42.163
Frantsay 41.313
Japoney 40.835
Rosiana 19.271
Arabo ar 126.078
Shinoa 42.719
Espaniola es 19.598
Frantsay fr 17.431
Amharic am 8.873
Shinoa 178.045
Arabo ar 42.529
Bangla bn 8.009
Espaniola es 7.566
Frantsay fr 5.570
Volana mahatalanjona ny volana Martsa , misaotra fa noho ianareo no nahatonga izany ! 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!