Bangladesh: Ireo mpampihorohoro sy ireo Mpiray Tsikombakomba Hafa

Manome ny fomba fijeriny ireo fiaraha-miasa ara-pôlitika ao Bangladesh i Adda, ary mba hanipihany ny fitovian'ny zavamisy, manontany izy raha mety hanaiky hiara-hiasa amin'ireo mpampihorohoro nanafika azy i Etazonia.

Exit mobile version