[Lahatsary] Dominika, ankizy eny an-dalambe

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2008)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety manaiky javascript ianao raha hijery ny lahatsary.


Namokatra ity horonantsary fanadihadiana an'i Dominika, mpangataka eny an-dalambe ao Antananarivo ilay bilaogera ao amin'ny FOKO sady mpikambana ao amin'ny Klioban'ny Firenena Mikambana, Nombana. Nalefa tao amin'ny MySpace tamin'ny fifaninanana Alaivo horonantsary ny Lohahevitrao ( Film Your Issue) ny lahatsary.

Exit mobile version