Vaovao Farany Lingua Volana Febroary 2018

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Febroary 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 583 isika, nahasarika mpitsidika 193.621 ary jeripejy miisa 215.329. Nahatratra 266.558 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 271.918 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 143
Espaniola 106
Rosiana 79
Frantsay 55
Grika 34

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 72.725
Frantsay 30.182
Portiogey 21.706
Japoney 15.829
Rosiana 12.693

Facebook

Arabo 131.106
Shinoa 42.270
Espaniola 19.839
Frantsay 17.628
Amharic 8.899

Twitter

Shinoa 180.163
Arabo 44.041
Espaniola 7.670
Bangla 7.577
Frantsay 5.633

Misaotra anareo Lingua! Ianareo no mahery indrindra 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, sy Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika!

Exit mobile version