Zimbaboe : “Operation Mavhoterapapi”

Sokwanele no mitatra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe fijoroana vavolombelona sy andian-tsarin'ireo voadaroka nandritra ireo “Operation Mavhoterapapi” any Zimbaboe :

It has been reported that a teacher in Mudzi has also been murdered and 8 women have been abducted. We are awaiting verification of this report.

“Notaterina koa ny famonoana ny mpampianatra tany amin'ny tanana Mudzi ary vehivavy 8 no nisy naka an-keriny. Eo am-piandrasana loharanom-baovao hafa mba hanamarinana ireo tatitra ireo izahay ankehitriny.”
Exit mobile version