Tantara tamin'ny 18 Avrily 2008
Egypta:Ataovy ankivy izao tontolo izao
Ny olona eran'izao tontolo izao dia mampiasa ny fanerena ara-toe-karena mba hanoherana fanapahan-kevitra politika amin'ny alalan'ny fiantsoana fanaovana ankivy ny vokatra avy amin'ny firenena voafaritra mazava. Miaraka amina firenena maro izay ampidirina foana ao anatin'ny lisitr'ireo tratry ny ankivy, dia mizara izao hevi-baovao izao ny mpitoraka blaogy Egyptiana Tarek. Ataovy...
Korea: Tsy fahampian’ny vary fahiny sy ankehitriny
Hita ombieny ombieny ity resaka olana ara-bary ity. Nisy hetsika mafimafy ihany natao teto Korea ho fanoherana ny fanokàfana ny tsenan’ny vary amin’ny firenena hafa. Mpikirakira aterineto iray nandray anjara tamin’ny hetsika ho famelàna ny tsena ho an’ny eto an-toerana ihany no miresaka momba ny fahiny sy ny ankehitriny. 15년전...
Zimbaboe : “Operation Mavhoterapapi”
Sokwanele no mitatra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe fijoroana vavolombelona sy andian-tsarin'ireo voadaroka nandritra ireo “Operation Mavhoterapapi” any Zimbaboe : It has been reported that a teacher in Mudzi has also been murdered and 8 women have been abducted. We are awaiting verification of this report. “Notaterina koa ny...
Emirà Arabo mitambatra: Vohikala anarivony no ho voasakana noho ny famerana vaovao
Migoka tsimoramora ny famerana vaovao mikasika ny aterineto ny tontolom-bolongan’i Emirà Arabo mitambatra, noho ny fanakanana mihatra amin’ireo tranonkala anarivony noho ny votoatiny. Raha misy ary ny mpamaham-bolongana sasany no ravoravo amin’ny fanasivanana ireo mampideradera ny fananahana, dia misy koa ny hafa izay tsy faly loatra amin’ity famehezana ity.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...