Kyrgistan: Sivilizasiona taloha hita ambanin'ny farihy

Almaz no mitatitra fa nisy fiarahamonina (sivilizasiona) helenika izany hoe grika hita tany ambanin'ny farihy Kyrgyz ao Issyk-Kul. Hevitreverina fa taonjato 25 tany hoa any no nisian'ity sivilizasiona ity.

Adil Nurmakov

Exit mobile version