Kenya: Androany no tokony nianiana ny filoham-pirenena vaovao

Nomarihin'ny Mpitsara (mpahay lalàna) Kenyana ary fa araka ny Lalam-panorenana Kenyan dia tokony ho nahavita ny fianianany androany ny filoham-pirenena vaovao: “Ny eritreritro manaraka rehefa nihaino ny mpanao fihetsiketsehana aho; dia nifarana androany ny fe-potoam-piasan'i H E Mwai Kibaki, efa tokony ho filoham-pirenena ho eo ambanin'ny Lalam-panorenena no nianiana androany.”

Ndesanjo Macha

Exit mobile version