Kenya : Mozika haroana asa fampandrosoana ny mpiara-monina

Ny mpiblaogy Helen dia manoratra ao amin'ny blaogy Mshale mikasika antokom-pihira Kenyana Gospel iray manokana :

« Gospel Singing Group Milele does more than sing worship praises. They use their international fame as musicians to work on humanitarian projects. »

« Ny antokom-pihira Gospel Milele dia manatanteraka mihoatra lavitra nohon'ny fanentanana fotoam-pivavahana. Ny lazany amin'ny maha-mpiangaly mozika azy ireo dia ampiasainy mba hanalavorariana asa fampandrosoana ny mpiara-monina. »

Ndesanjo Macha

Exit mobile version