Shina : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana an'i Youtube

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia nanambatra ao amin'ny blaogy Shangaiist [Anglisy] izay mety ho lahantsoratry ny mpiblaogy naterak'ity fanakanana an'i Youtube any Shina ity.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Youtube voasakana]

Oiwan Lam

Exit mobile version