Ny fitambarana ho an'io volana io, namoaka lahatsoratra 531 isika, nahasarika mpitsidika 300.367 ary jeripejy 380.088. Nahatratra 258.990 ny isan'ireo mpankafy ny pejintsika Facebook iombonan'ny Lingua ary 263.058 ireo mpanjohy tao amin'ny Twitter.
Indro ny topimaso iray momba ny fandehan'ireo tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.
Malagasy 91
Espaniola 89
Italiana 83
Frantsay 43
Grika 43
Espaniola 103.379
Portiogey 46.747
Japoney 38.821
Frantsay 32.396
Rosiàna 22.791
Arabo ar 123,021
Shinoa 42,993
Espaniôla es 19,440
Frantsay fr 17,227
Amharic am 8,814
Shinoa 180.155
Arabo ar 42.240
Bangla bn 8.177
Espaniôla es 7.585
Frantsay fr 5.559
Isaorana betsaka ianareo noho ny fanampiana nataonareo hahatanteraka izany, asa tena goavana be! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua. Mandika teny ho amina fiteny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana handray ny vaovaon'ny Lingua!