Fampidirana ho amin'ny Audacity mba handraketana sy hikiràna feo

audicacy

Audacity an'i Dong ao amin'ny flickr, nampiasàna ny (CC BY-NC-ND 2.0)

Ho an'ireo liana hamorona ny fandaharany manokana na handahatra mozika ho an'ny GV Radio, ity taridàlana tsotra avy amin'ny Bokikely FLOSS ity dia afaka hanampy anareo hanomboka. Omen'ilay taridàlana ny topimaso ankapobeny momba ny fampiasàna ilay rindrambaiko maimaimpoana natao handraketana sy hikiràna feo. Azonareo trohana ato ilay rindrambaiko ary afaka raisina aminà tenimpirenena maro isankarazany.

Exit mobile version