HiperBarrio


Tsindrio eto raha hijery akaiky ny sarintany

Fampidirana:

la-loma-suenos-todos.jpg

Nanomboka toy ny tolo-kevitra roa miavaka avy any Medellín, Colombia ny tetikasa HiperBarrio. Juliana Rincón sy Jorge Montoya nanolo-kevitra ny hikarakara andiana atrikasa fampiofanana momba ny media vaovao miaraka amin'ny tetikasa fanentanana an'ny rafitra tranombokim-panjakana ao Medellín. Álvaro Ramírez naniry ny hanatontosa atrikasam-pibilaogy ao amin'ny vondron'olona miasa ao La Loma de San Javier. Farany, dia nanapa-kevitra ny hiara-miasa sy hanangana vondrona fanentanana HiperBarrio ny tetikasa roa.

Ireo lahatsoratra farany momba ny HiperBarrio

Hiper-Barrio – Rising Voices

Torohay:

Exit mobile version