Tafatafa miaraka amin'i Eman AbdElRahman

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2009)

http://blip.tv/play/g80XgbWbZwA

Eman AbdElRahman na “Lasto Adri” no mpanangom-baovao momba an'i Ejipta ao amin'ny Global Voices ary tena mavitrika amin'ny tetikasa Kolena Laila (amin'ny teny anglisy ato). Manokana andro isan-taona mba hanentanana momba ireo olana “atrehin'ny vehivavy mijaly ao amin'ny faritra Arabo” ny tetikasa.

Mamoaka lahatsoratra ao amin'ny bilaoginy manokana Lasto Adri [ar] sy ao amin'ny On My Own [en] ihany koa izy. Azo jerena ao amin'ny Twitter, @lastoadri ihany koa izy.

Exit mobile version