Efa Amperiny izao ny Yorùbá Lingua!

Amin-kafaliana no  ilazàna aminareo fa efa velona izao ny Yorùbá Lingua !

Sary natolotr'i Ọmọ Yoòbá ary nahazoana alàlana ny fampiasàna azy.

Ny mpandrindra ny fandikàna ho amin'ny teny Yorùbá dia i Adéṣínà Ayẹni, na Ọmọ Yoòbá (Ilay Zaza Yorùbá ) araka ny tiany hahafantarana azy ety anaty tambajotra, monina ao Nigeria. Tany ampiandohan'ny taona kasa dia nitafa tamin’i Ọmọ ny Rising Voices, vakiteny mahaliana! Azonao arahana izy ao amin'ny Facebook, Twitter, Linkedin, ary  Instagram!

Ary raha mahaliana anao ny fanjohiana anay, fenoy ity pejy firotsahana ity dia hiverina hiresaka aminao izahay!

Exit mobile version