Sary avy ao Bangladesh: Dobo Akaikin'ny Tanàna

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2005)

‘Ny Dobo ao amin'ny Tanàna Misy Ahy’ nalain'i Rifat

Dobo fahita any amin'ny faritra ambanivohitr'i Bangladesh, voahodidina zavamaitso mavana. Asehon'ireo ahidrano mitsingevana eo amboniny fa tsy dia be mpampiasa io dobo io.

Exit mobile version