Fanamarihana ho an'ireo mpiserasera any ankoatran'ny aroafon'ny Mpamatsy Tolotra Aterineto

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2005)

Mampahafantatra anay ny namanay Isaac Mao fa mety tsy azo idiran'ireo mpiserasera ao Shina ny anaran-tsehatra   https://globalvoicesonline.org [rohin'ny Global Voices taloha]. Toa mety kosa ao Shina ny adiresinay ao Harvard – http://cyber.law.harvard.edu/globalvoices, [adiresy niaingàna voalohany] ary mandrisika ny rehetra manana olana amin'ny fidirana ao amin'ny tranonkalanay aho mba hanandrana ny anaran-tsehatra roa – izay samy tonga ao amin'io tranonkala io.

Vaovao farany: Manana lahatsoratra momba ny toe-draharaha ao amin'ny bilaoginy amin'ny teny Shinoa i Isaac.

Exit mobile version