Voces Bolivianas niseho tao amin'ny BBC

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana janoary 2008)

Niseho tamin'ny fandaharan'ny BBC, The World ny Voces Bolivianas, iray amin'ireo nandresy tamin'ny loka momba ny fanentanana median'olon-tsotra Rising Voices. Nandritra ny efatra minitra, nanadihady ny mpandrindra ny tetikasa, Mario Duran sy ny mpandray anjara tamin'ny Voces Bolivianas ary i Dora Romero, Aymara mpandika teny i Ruxandra Guidi.

Miarahaba ny Voces Bolivianas noho ny fankasitrahana mendrika azy indrindra!

Trohy ny MP3

https://rising.globalvoicesonline.org/audio/Voces%20Bolivianas%20on%20the%20World.mp3?_=1
Exit mobile version