Cristina Quisbert ao amin'ny bilaogy

(Marihana fa efa tamin'ny volana febroary 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety manaiky ianao raha hijery ny lahatsarinay.

Mizara ny traikefany amin'ny maha mpikambana ao amin'ny Voces Bolivianas azy i Cristina Quisbert. Niseho tamin'ny resadresaka navoaka tato ihany koa i Cristina. Azonao atao ny mamaky ny dikantenin-dahatsoratra nosoratan'i Cristina sy ny namana mpandray anjara ao amin'ny Voces Bolivianas amin'ny teny Anglisy ao amin'ny tranonkalan'ny Voces Bolivianas.

Hiresaka amin'ny mpanorina ny Voces Bolivianas, Eduardo Ávila, ao amin'ny We Media Miami ihany koa izy ato.

Exit mobile version