Ny isan'andro ao am-ponja any Jamaika

(Lahatsoratra tamin'ny jona 2008)

Mila Flash 8 (na ny ambony kokoa) sy fitety manome alalana javascript raha hijery ny lahatsary.


Manazava ny tantara, ny fizotra, ary ny tanjon'ny Prison Diaries, tetikasa iray mampianatra ireo mpiray fonja ao amin'ny toerana fanarenana roa ao Kingston, amin'ny fomba famarimaritana ny fiainana ambadiky ny fonja amin'ny fampiasana bilaogy sy fandraketam-peo ny taeln'ny SET Kevin Wallen sy ny mpirotsaka an-tsitrapo Caleen Deidritch.

Exit mobile version