Blog for Human Rights!

Human Rights Watch dia mandrisika ireo bilaogera mba hampiasa ny RSS -dry zareo sy hanoratra bilaogy momba ny zon'olombelona.

Te-hanampy ireo bilaogera mba hahazo ireo torohay ilain-dry zareo momba ny fanoratana bilaogy am-pitoniana ny HRW mba hahafahan'izy ireny manoratra tsy tapaka momba ireo olona mahakasika ny zon'olombelona manerana izao tontolo izao. Asehoy fa liana ianao, asio fahana avy amin-dry zareo ao amin'ny fanangonanao ao, ary mandraisa anjara amin'ny hetsika!

Exit mobile version