Iràka: 1.000.000 no isan'ny Irakiana maty noho ny ady

“Mahatratra 1 000 000 ankehitriny ny isan'ny Irakiana maty ‘voatifitra’ noho ny fibodoan'ny Etazonia ny taniny, saingy ireo (mpanao politika Amerikana) nankato ny fitsabahan'i Etazonia tany kosa na avy amin'ny “antoko ankavia” na avy amin'ny “antoko ankavanana” dia mbola mitady fialantsiny sy hevitra mandrakariva hanao izay hijanonana any Iràka” hoy Raed Jarrar avy any Iràka nanoratra.

Exit mobile version