Egypta : Tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana

Ny mpiblaogy Sandmonkey dia mizara tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana :

« Women of the world, stop your Keegel exercises. There is apparently a sudanese sauna-like tradition that tightens things up down there and drives sudanese men wild . »

« Ry vehivavy maneran-tany, ajanony ireo fanazarantena “Keegel” fanaonareo. Toa misy fomban-drazana fanaon'ireo vehivavy any Sodana manakaikikaiky ny “sauna” izay mamerina indray ho ety ny lava-pivaviana [toy ny virjina ?] ary tena mahalasa adala mihitsy ireo lehilahy any Sodana [izay mankafy izany]. »

Exit mobile version