Tantara tamin'ny 13 Desambra 2007
Sodana : Firenen'ny fifangarihana
Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des...
Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?
Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha...
Egypta : Tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana
Ny mpiblaogy Sandmonkey dia mizara tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana : « Women of the world, stop your Keegel exercises. There is apparently a sudanese sauna-like tradition that tightens things up...
Brezila : Mbola nofinofy ny fitovian-jo eo amin'ny vavy sy ny lahy
Ny mpiblaogy Cynthia Semírami dia lasa mizara izay eritreriny manoloana ny fivoahan'ny tatitra farany mikasika ny elanelana misy eo amin'ny lahy sy ny vavy izay navoaky ny World Economic Forum,...
Jamaïka : “Wine” amin'ny vidiny mirary
“Wine” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka. Ny blaogy Stunner's Afflictions dia mihevitra fa “tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao”...