Alzerìa : Feno rano eny rehetra eny

Vakio ny lahantsoratry ny mpiblaogy Alzeriana Nouri sy ny antony namalian'ny rain'ny namany azy hoe :

« there's water everywhere, but not a drop to drink! »

« feno rano eny rehetra eny, saingy tsy misy vongan-drano iray akory hosotroina ! »

[FANAMARIHANA: « mangetaheta ambony lakana » angamba no ohabolantsika Malagasy manakaiky ity indrindra]

Amira Al Hussaini

Exit mobile version