Koety: krizin'ny atody

Mpamaham-bolongana Koesiana Nibaq no mamakafaka lalindalina ao amin’ ity lahatsoratra ity  ny anton'ny krizin'ny atody ao amin'ny firenena misy azy. Nambarany ao ary fa raha mahatratra 1.000.000.000 ny isan'ny atody lanin'ny firenena ao anatin'ny taona dia ny 40 isan-jaton'izany ihany no mba vokatry ny ao an-toerana fa ny ankoatra izay dia atody afarana avy any Arabia Saodita, Jordania, Syria ary India. Anisan'ny nampihena be dia be ny vokatra ihany koa moa ny gripam-borona

Amira Al Hussaini

Exit mobile version