Mozambika : Aza manaiky ho resin'ny fidangan'ny vidin'ny solika, andeha hampiasa bisikileta !

Toix ao amin'ny Lusofolia no manapariaka sary mahatsikaiky entiny manazava ny lahatsorany :

Com o aumento do preço da gasolina é da maior sensatez começarmos a pensar em ir buscar a velha bicla ao fundo da garagem. São só vantagens. Além de não poluir, também se poupa imenso no ginásio.

“Amin'izao fidangan'ny fisondrotry ny solika izao dia tsara indray ny mihevitra mikasika izato bisikileta “tsara-pirina” ery amin'ny faran'ny tranom-piarakodia ery. Satria tsy misy afats'izay tombony [amin'ny fampiasana azy indray]. Sady tsy mandoto rivotra no mitarika anareo hitsitsy izay saran'izay hofana trano fanaovana fanatanjahanatena”.
Exit mobile version