- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vovonana 2017 (Colombo): Fandefasana mivantana & lahatsary

Sokajy: Mediam-bahoaka
Photo of the livestream being shown on screens at the event venue

Nalefa mivantana ao amin'ny Youtube ny Fivoriana tao amin'ny Efi-pivoriana Lehibe tamin'ny lanonana ho an'ny daholobe. Jereo ny fandaharam-potoana feno ahitana ireo resaka rehetra ao amin'ny Sched.org [1]

Ireto ambany ireto ny lisitra feno tamin'ireo fivorian'ny fihaonambe izay nalefa mivantana. Tsindrio ny lahatsoratra bilaogy izay mamintina ny fizarana tsirairay, ary tokony ahitana lahatsary azo jerena ao amin'ny YouTube, na mandehana avy hatrany ao amin'ny fiandohan'ny lahateny ao amin'ny rakitra horonantsary YouTube mandefa mivantana.

Fanamarihana: Narakitra toy ny lahatsary lava be isan'andro ny fandefasana mivantana, ka mitondra anao avy hatrany any amin'ny fiantombohan'ny lahateny manan-danja ny rohy .

ANDRO VOALOHANY: Fandefasana mivantana ny andro voalohan'ny hetsika ( 2 Des)

Fandefasana mivantana ny 2 Des (9h) » [2]

ANDRO FAHAROA: Lahatsary narakitra tamin'ny andro faharoan'ny lanonana (3 Des)

Fandefasana feno ny 3 Des (9h) [21]