Tantara tamin'ny 13 Septambra 2019
Vovonana 2017 (Colombo): Fandefasana mivantana & lahatsary
Ireto ambany ireto ny lisitra feno tamin'ireo fivorian'ny fihaonambe izay nalefa mivantana. Tsindrio ny lahatsoratra bilaogy izay mamintina ny fizarana tsirairay, ary tokony ahitana lahatsary azo jerena ao amin'ny YouTube, na mandehana avy hatrany ao amin'ny fiandohan'ny lahateny ao amin'ny rakitra horonantsary YouTube mandefa mivantana.