- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Lingua farany volana Aprily 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Aprily 2019.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 681 isika, nahasarika mpitsidika 339.873 ary jeripejy miisa 399.822. Nahatratra 261.204 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.439 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 234
Espaniola 76
Italiana 53
Frantsay 49
Grika 37

Tsidi-pejy

Espaniola 104.994
Portiogey 39.521
Japoney 33.008
Frantsay 28.545
Rosiana 20.655

Mpiondana Facebook

Arabo ar 125.765
Shinoa 42.742
Espaniola es 19.596
Frantsay fr 17.393
Amharic am 8.867

Mpanjohy Twitter

Shinoa 179.012
Arabo ar 41.500
Bangla bn 8.025
Espaniola es 7.575
Frantsay fr 5.570

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [6] sy Facebook [7]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [8]. Mandika teny amin'ny teny ampolony [9] maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [10]!