- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny fomba fahitana ny nahavoafidy indray an'i Obama tamin'ny ankapobeny (2012)

Sokajy: Mediam-bahoaka
Anatomy of a World Leaderr [1]

Anatômia-n'ny mpitondra an'izao tontolo izao avy amin'i Alex Grey (CC BY-NC-SA 2.0)

Ahoana no eritreritr'izao tontolo izao momba ny Filoha Barack Obama afaka efataona aty aoriana?

Tamin'ity taona ity (2012) isika dia tsy nahita ny hafaliam-po tamin'ny ankapobeny momba ny fifidianana any Etazonia ny 6 Novambra 2012 izay nahitantsika an'i Obama nandray ny fahefana voalohany. Tamin'izany fotoana izany, betsaka ny hetsika satria na ny Global Voices aza dia nanana tranonkala voatokana nantsoina hoe Voices without Votes [2]. Raha toy ny sosoa voatapo-drano tamin'ny zava-misy momba ny krizy ara-toekarena, ny tantelimby (drone) ary ny ady, mitodika any amin'i Etazonia (amin'izao fotoana 2012 izao)  ny vahoakan'izao tontolo izao, niaraka tamin'ny fanantenana marobe, kanefa ihany koa feno ahiahy .

Momba ny fandresen'i Obama