- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japana sy ny Google Street View 2008

Sokajy: Mediam-bahoaka

 

Tonga tany Japana tamin'ny volana Aogositra 2008 ny Google Street View [1], herintaona taorian'ny nanombohany voalohany tany Etazonia. Niteraka tsikera avy hatrany ny sarin'ny tolotra mpanao sarintany. Na dia teo aza ny fomba fijery miabo momba ny Google tao amin'ity firenena ity dia feno fanehoan-kevitra momba ny fomba fandefasana ny Street View ny andiana sehatra fifanakalozan-dresaka an-tserasera sy ireo bilaogy Japoney. Nanadihady momba ireo fanontaniana mikasika ny fiainana manokana, ny kolontsaina, ny teknolojia ary ny fihariana ao anatin'ny fifandirana ny bilaogera Japoney sy ny mpanoratra ato amin'ny Global Voices raha toa efa nihoatra ny fetra azony atao ny Google.

Lahatsoratra ato amin'ny Global Voices momba ny Google Street View tany Japana

14 Feb – Japana: Fanoheran'ny faritra ny Street View [2]
12 Feb – Japana: Nanasa ny Google ny governemanta tao Tokyo mba hiresaka momba ny Street View [3]
04 Desambra – Japana: Nangataka ny hanatsaharana ny Street View ny fikambanan'ny mpisolovava Fukuoka [4]
22 Nov – Japana: Nangataka ny fanesorana ny sary avy amin'ny Street View ny paroasin'i Suginami [5]
14 Nov – Japana: Ny Street View sy ny Burakumin [6]
10 Okt – Nangataka ny fandrindrana ny Street View ny filankevitry ny tanàndehibe ao Machida [7]
07 Okt – Japana: Ny Street View sy ny toerana ho an'ny daholobe [8]
05 Okt – Japana: Google, ilay orinasa manohitra ny fiarahamonina [9]
24 Sep – Japana: Ny tena revolisiona marina amin'ny Google Street View [10]
11 Sep – Japana: Ny làlana tsy hita ao amin'ny Street View [11]
02 Okt -Japana: Iza no azonao antsoina momba ny Google Street View? [12]
14 Aog – Japana: Mitohy ny adihevitra momba ny Google Street View [13]
08 Aog – Japana: Taratasy ho an'ny Google momba ny Street View [14]

Google Street Views ao Tokyo

Jereo ny Sarintany Lehibe kokoa [15]