- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

GV Lingua: Janoary 2017

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Tahaka izao ny momba ny Lingua [1] tamin'ny volana Janoary 2017.

Ny fitambarany tamin'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 706, nahasarika mpitsidika 271.409 sy pejy nisy nijery in-345.986 isika

Ity indray ny zava-bitan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa [2].

Songadina

Ireo laharana voalohany tamin'ity volana ity:

Lahatsoratra

Espaniola 188
Malagasy 111
Grika 98
Frantsay 60
Rosiana 55

Ny isan'ny pejy voatsidika

Esapniola 104.815
Frantsay 43.230
Arabo 30.875
Japoney 27.940
Shinoa T. 23.819

Facebook

Arabo 126.572
Shinoa 41.921
Espaniola 19.803
Frantsay 17.815
Amharic 8.466

Twitter

Shinoa 171.723
Arabo 44.227
Espaniola 7.428
Bangla 6.714
Frantsay 5.540

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [6] sy Facebook [7]! Ary zarao amin'ny namanao sy ny tambanjotranao azafady ny taratasy fangatahana hiditra Lingua [8]. Mandika teny amin'ny fiteny 40 mahery izahay [9]!